Skip to content

Madagascar: C L G R C; Lehilahy iray miatrika ny fiovaovany toetrandro sy ny fampandrosoana maharitra eto amin’ny kaominina sahambavy

Linecurve pink 2x
| Gender Links
Fametrahana tanin-janakazo hoentina hanatsarana ny tontolo iainanaFametrahana foto-drafitr’asa ho fanajariana ny tany hiadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafoFametrahana aroriaka mba hiarovana ny nofo-tany.Ny hiakaran’ny vokatra mba hahaleo tena ara-tsakafo sy mba hialana amin’ny tsy fanjariantsakafo ,fialana amin’ny doro tanety ka hampitobmo ny faritra voaaro sy voavoly hazo ary ny hazo fihinam-boa isan-karazany,fanalefahana ny faharefoana ary fahazoana fahasalaqmana tomady; Hampitombo ny loharano. Ary koa hahafahan’ny tsirairay hiatrika ny loza voajanahary  mety hitrangaFanetanana ny vahoaka any ifotony ,fampiofanana ,fanarenana sy fanajariana ireo foto-drafitr’asa efa nisy ,fitadiavana mpiara-miombon’antoka toy ny fanarenana barazy sy famoronana vaovao,fambolena hazo ,fanaovana “courbe de niveau”amin’ny alalan’ny asa tana-maro(asam-pokonolona) ,ady amin’ny firongatan’ny aretina maro samy hafa ary ady atao amin’ny tsy fandriam-pahalemana ,famongorana ny tsy rarinyFanentanana ny olona amin’ny zony aminy fananan-tany BIF(birao ifoton’ny fananan-tany)Fanetanan ny olona hampiditra jiro  sy rano fisotro madio.86 ny olona nahazo tombotsoa mivantana; 62% amin’ireo dia vehivavy avokoa.49 ny olona nahazo tombotsoa ankolaka; ny 57% amin’ireo dia vehivavy avokoa.123 ny olona nahazo tombotsoa tamin’ny alalan’ny fampahalalam-baovao na tranonkala. 52% ny vehivavyAmin’ny ankapobeny, eo amin’ny 258 ny olona nahazo tombotsoa; Eo amin 56% eo no ho eo ny vehivavy amin’ireo.Tsy misy antontan’isa tetibola nilaina nanatanterahana ny tetikasa.Mihena ny mampanam-bady zaza tsy ampy taona sy ny mpianatra nitsoka andaharana vokatry ny vohoka tsy nirinaResy lahatra ny 65%ny mpiofanaDoro alateo aloha 8ha amin’zao fotoana izao nihena 2haLalana simba taloha 7 km amin’zao 2.300 kmBarazy samba teo aloha 6 akehitriny 2 sisa no tsy vita.Sarotra ny fanentanana ny olona hanaja sy hiaro ireo foto-drafitr’asa efa misy indrindra ny ala voajanahary .Tsy fahapian’ny tohana ara-pitaovana  sy ara-bola ho entina hanatsarana ny tontolon’ny fahasalamana sy ny fiopiana ary ny fambolenaTsy afaka mampiahatra ny fiofanana azony ny olona noho ny tsy fahampiana (vola-fitaovana)Vitsy ny mpiara-miombon’antoka(c/r,dist,reg)Nanano sarotra ny mponina ny fizaran-dovaVokatry ny fanentana dia nihena ny vokatry ny herisetraNitombo zaza niditra an-tsekolyBetsaka nyolo niditra amin’ny G.C.VEfa betsaka ny mpikambana ao amin’ny fikambanana fitehirizam-bola sy fifam-pindramana(VOAMAMY-VSL)Nihena ny fotoana very eo amin’ny fisian’ny paopyMiaraka ny vavy sy ny lahy mahakasika ny fitondrana ny zaza hamonjy tobim-pahasalamana(vakisiny)Nihena ny ady tanyNirindra ny fizaran-drano amin’ny barazyMiara mirona ny rehetra amin’ny koka(halatra na doro tanety)Voadio ny Tanana(lalana,lava-poringa)Tonga daholo rehefa misy fivoriana eo anivon’ny fokotany izay hita fa mavitrika amin’ ny ady hevitra ny lahy sy ny vavyMiakatra ny fanefana adidy (fiangonana,fampianarana,hetra)Tokony tsy hovana ireo komity nanomboka ny tetik’asa-Omena fahaiza-manao sy fiofanana ireo komity ireo-Tokony hitohy ny fiaraha-miasa amin’ny mpiar-miombon’antoka-Tokony hisy fifandraisana matotra aty ifotony CR-DIST-REG-Firaisakinan’ny fiaraha-monina-Indrindra amin’ny fanaovan’ny solom-bavambahoaka lalana amin’ny ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro.

Comments