Skip to content

Madagascar: Fidilaza RAHERINDRAINY

Wave green 2x
| Gender Links
NameRAHERINDRAINY
SurnameFidilaza
CountryMadagascar
Give a short history of the leadernanomboka ny taona 2011 no niantsehatra tamin'ny miraenta ; hita fa ny vehivavy dia anjorombala; be ny sakana tsy mampandray anjara azy ireo ka izany no nanaovana ny asa
ObjectivesTANJONA ANKAPOBENY  Fametrahana paikady maharitra iadiana amin'ny herisetra sy hampitoetra ny miralenta ka miainga amin'ny fiahiana ara-sosialy avy any ifotony sy fandrindrana anatiny. TANJONA ANTSIPIRIANY  Fametrahana fandrindrana anatiny eo amin'ny mpiara-miasa mba hampahomby kokoa ny asa  Fametrahana fandraisan-tanana ny olona ara-sosialy any ifotony.  fametrahana ho laharam-pahamehina ny lafiny ara-sosialy eo anivon'ny kaominina. Izay miainga amin ny fiarahamiasa amin ny mpiantsehatra any Ifotony  Hananana tompon'andraikitra ara-sosialy ( Responsable des affaires Sociales) imahafehy ny asany miainga amin'ny fampiofanana izay natao.  Mba hisian'ny fiahiana ara-sosialy maharitra apetraka amin'ny alalan'ireo tambazotra sy ireo mpiara-miombon'antoka maro.
Key activitiesRaha fintinina dia toy izao:  Fanentanana sy fampiofanana ny tompon'andraikitra ara-sosialy avy amin'ny kaominina 16 mba ho tonga mpiantsehatra ara-sosialy mahomby;  Fangatahana tany avy amin'ny kaominina mba hananganana birao sy handraisana an-tanana ny olo-marefo sy iharan'ny herisetra;  Fanentanana maharitra mirazotra amin'ny tondron'andro ny ankalazaina sy , izany dia miainga amin'ny fiarahana miombon'antoka;  Fanentanana ny fikambanam-behivavy hanao hetsika sy ho tia fanatanjahantena Ary hivoatra amin'ny alalan'ny fikambanana dia any fihariana madinika- Fanentanana ny tanora ho sahy amin'ny fandraisana andraikitra eo amin'ny lafiny fanehoan-kevitra sy hiady amin'ny zava-mahadomelina. - Mametraka ny tanora lahy sy vavy eo amin'ny fitoviana laharana fandraisana andraikitra
Key challengeshatreto dia ny toerana sarodalana no tena olana ; indrindra fa ny tsy fahampian'ny ara-pitaovana sy ara-bola ; kanefa na dia izany dia miezaka manatanteraka ny asa ; ary mit-atitra hatrany ny filana eny ambzaratonga ambony

Results

Change at the individual leveleny! hatramin'ny niasako teo amin'ny miralenta sy ny ady amin'ny herisetra dia miezaka manatanteraka izany ao amin'ny tokantrano aho
Evidence of change at the individual levelRAKOTONDRAMAVO LOUIS PIERRE : Chef de service de deistrict de la population de la protecion sociale et de la promotion de la femme ISANDRA
Change at the household levelmatahotra tokoa ny hanao herisetra satria mpitarika sy mpanentana ka tsy maintsy miaina amin'ny fanajana ny rehetra mba ho tomombana ny asa
Evidence of change at the household levelRAVALISONA Lantoarisoa hortensia : "tena tsapako fa hatramin'ny maha-mpitarika azy amin'ny miralenta dia tena mampandray anjara ny vehivavy tokoa izy
Change at institutional levelBen'ny tanana alakamisy itenona : meur FIDEL izay milaza fa mpivoy ny miralenta sy ny ady amin'ny herisetra ato amin'ny distrika Vohibato tokoa i RAHERINDRAINY Fidilaza : lehiben'ny sampandraharahan' ny mponina ny fiahiana sosialy ary ny fampandrosoana ny Vehivavy
Evidence of change at institutional levelBen'ny tanana alakamisy itenona : meur FIDEL izay milaza fa mpivoy ny miralenta sy ny ady amin'ny herisetra ato amin'ny distrika Vohibato tokoa i RAHERINDRAINY Fidilaza : lehiben'ny sampandraharahan' ny mponina ny fiahiana sosialy ary ny fampandrosoana ny Vehivavy
Change at a policy levelnohon'ny fanentanana izay natao no anisany nampisy ny vehivavy filohampokotany sy cartier mobile ; izay misy amin'ny kaominina sasany toy ny ALAKAMISY ITENONA
Evidence of change at a policy levelben'ny tanana ALAKAMISY ITENINA MEUR ROGER FIDEL izay milaza fa" anisany nandresy lahatra anay amin'ny fametrahana ny miralenta sy ny ady amin'ny herisetra ny sampandraharaha ny mponina ny fiahiana sosialy ary ny fampandrosoana ny vehivavy "
Capacity buildingnampiofana ireo solontena avy amin'ny kaominina izahay tamin'ny fifehezana nyèfandraisana antanana ireo olana arasosialy ny 06,07,08 !ars 2019
Lessons learned and sharedilaina ny fiarahamiasa isantokony ka izany no tena nanamafisanay ny fiaraha-miombonantoka tsy vitan olona irery ny ady amin'ny harisetra sy ny fametrhana ny miralenta
Next Stepsho ezahana ny fandresendahatra ireo kaominina mbola tsy mametraka ny resposable des affaires sociale satria io no tena laharapahamehana hiadiana amin'ny herisetra

Comments

Related Drivers Of Change

Wave green 2x