Skip to content

Manangy pare mandray an-draikitra

Linecurve pink 2x
| Gender Links

Ny mpitarika dia mpampiantra mpanabe niofana hampianatra ny teny anglisy tao aminâ € ™ny Institut national PÁƒ ©dagogique Mahamasina.manana ny mari-pahaizana CAP/ESPC sy MSFD (maÁƒ ®trise spÁƒ ©cialisÁƒ © en formation pour le dÁƒ ©veloppement) UniversitÁƒ © Fianarantsoa. Talenâ € ™ny CEG Ampisikina Mahajanga nanomboka taminâ € ™ny 2012 hatraminâ € ™izao. Mpikambana taminâ € ™ny fikambanana 12F izay miahy ny olona sahirana ary efa niditra avy hatrany aminâ € ™ny sehatry ny Miralenta aminâ € ™ny alalanâ € ™ny firotsahana kandida mpanolo-tsainanâ € ™ny Benâ € ™ny tanÁƒ  na ary lany soaman-tsara taminâ € ™ny 2007 ary mbola amperinâ € ™asa hatraminâ € ™izao. Taty aoriana ny taona 2010 dia nanangana fikamanam-behivavy (Manangy Pare) izay misahana ny asa sosialy sy famporisihana ny vehivavy hazaka tena ara-pivelomana .Tsy vitanâ € ™izany io fikambabanana io dia mandrisika azy ireo handray andrakitra aminâ € ™ny raharaham-pirenena hametrahana ny 50/50. Mpikambana aminâ € ™ny antoko Ampela Manao Politika (AMP) ary efa narotsakanâ € ™io antokoio ho fidina Benâ € ™ny tanÁƒ  nanâ € ™ny Mahajanga taminâ € ™ny 2010 ary efa nandrotsaka ny antonta-taratasy filatsahana fa tsy tanteraka moa izy iny . Taminâ € ™ny 2011 aho dia voafidy ho mpandrindram-paritry ny AMP. Ary taminâ € ™ny 2012 dia niditra mpikambana aminâ € ™ny Gender links aho satria â € ˜lasa â € ˜CENTRE Dâ € ™EXCELLENCEâ €  ny kaominina misy ahy. Koa nitohy ny asa satria mitovy tanteraka ny foto-kevitra hijoroana dia ny fampijoroana sy fampandresena ny MIRALENTA. Ka avy aminâ € ™ny alalÁƒ  nâ € ™ny Gender links dia nandeha tsarA fampitomboana ny fahaiza- manao anâ € ™ny tenanay sy ireo mpikambana voatarika aminâ € ™ny alalÁƒ  nâ € ™ny fiofanana izay mateti-piavy izay isaoranay ny Gender links manokana. Zava- dehibe tokoa ny miralenta satria entan-jaray mora zaka ka ny fandraisana anjaranâ € ™ny vehivavy andraikitra dia fanoitra lehibe eo aminâ € ™ny fampandrosoana. Ohatra Ny fanendre

Comments