Madagascar: Rahantamalala Marie Charline

Nitondra fanovana ny mpitarika ohatra nahazo fahalalana fahaizana mitantana mikajikajy ny vola miditra sy mivoaka ; mivelatra ny toe-tsaina afaka mahatsangan-javatra afaka mampianatra ny namana tamin’ny fiofanana efa azo mamoha ny olana eo amin’ny hafa (manodididna)zava-dehibe koa izao fihaonana eo ANTANANARIVO izao manova zavatra betsaka
Nampianatra ny drafitr’asa fandraharahana mampianatra lamina io drafitr’asa io ,fitanana an-tsorara ny asa fandraharahana ato fanodikodinana ato raha hanao asa fandrahorahonana iray. Tao Mahajanaga no niarahana tamin’ny GL tsy nisy lesoka.
Nandeha tsara ny fampiofanana tsy nisy ny olana ,fanohizana ny drafitr’asa fandraharahana. Nanova ny fiainana satria afak miaina toy ny olona
Ny fanarahana fanantanterahana ny fiofanana ohatra (fandalanjalanjana ny vola sy asa ato, ao antokatrano). Eny nisy anjara biriky nentiny GL ohatra: nisy fanampiana ara-bola kely. Mamporisika ny ooa nanaraka ny fanofanana hatrany. Nisy fiovana tamin’ny traikefa fahaiza-manao. Nahazo traikefa fahaizamanao asa fandaharana. Tena nisy fifandraisana eo aminy fianakaviana, ohatra: zanaka mianatra ,misakafo miarina toy ny olona. Nampahery ny zanako nonome courage azy ireo
Teo aminy manodidina satria manome asa ho an’ny olona. Tokony hiasa na hivarotra isika vehivavy fa tsy tokony ho laniana ny fotoana tokony hanaovana zavatra. Taminy alalan’ny fampiofanana noentin’ireo mpampiofana izany
Comments
Related Drivers Of Change


