Skip to content

Tanora mandray an-tanana ny ho aviny, antoka iray handresena ny Herisetra

Linecurve pink 2x
| Gender Links

Ny Tetikâ € ™asa misy ahy dia iarahana aminâ € ™ny Minisiteranâ € ™ny Tanora sy ny Alavoly ary vatsianâ € ™ny UNFPA (Fonds des Nations Unies Pour la Population) ara-pitaovana. Io tetikâ € ™asa io dia avy aminâ € ™ny tanora izany hoe novolavolainâ € ™ny Tanora, ho anâ € ™ny Tanora ary iarahana aminâ € ™ny Tanora. Misy Mpikambana 21 izay miasa maimaimpoana sy an-tsitra-po io tetikâ € ™asa io ary izaho no solontenanâ € ™ny Fianarantsoa ao anatiny.Ny fahitana fa tandindonin-doza ny fiainanana sy ny ho avinâ € ™ny tanora manoloana ny Herisetra sy ny fananararaotana ara-nofo, Ny fidorohana zavamahamamo sy zavamahadomelona, ny fahantrana no antom-pisianâ € ™ny tetikâ € ™asa. Solotenanâ € ™ny Faritaninâ € ™ny Fianarantsoa no sady Mpanentana ao anatinâ € ™io tetikâ € ™asa ion y tenako. Nosafidiana ny tranokalam-pifandraisana maro toy ny Facebook , twitter, gmail+ ary ny blog Wordpress izahay hanatanterahana ny asa nohonâ € ™ny fahitana fa io dia sehatra iray izay ironanâ € ™ny tanora maro ary afaka ifaneraserana am-pahalalahana.Ao anatinâ € ™ireo sehatra aminâ € ™ny tranokalam-pifandraisana ireo no anaovanay fanentanana manodidina ny fitondran-tena tokony hanananâ € ™ny tanora mba hahatonga azy ho olom-banona ary hahaizany manapa-kevitra manoloana ny toe-javatra iray sy ny aminâ € ™ny ho aviny.aminâ € ™ireo tranokâ € ™alam-pifandraisana ireo ihany koa no andraisana sy amaliana ny hafatra fohy na fanontaniana izay apetraky ny tanora manerana ny Nosy. Misy ivon-toerana ihany koa izahay ao aminâ € ™ny tranobenâ € ™ny Tanora isam-paritra izay ahafahana mandray sy mihaino ireo tanora izay manana olana na ianjadianâ € ™ny herisetra izay iarahana aminâ € ™ireo JPE (Jeunes Pairs Educateur) sy fikambanana tanora maro ary ao ihany koa no ifaneraseranâ € ™ireo tanora rehetra manerana ny faritra. Ho anay aminâ € ™ny Faritra Mahatsiatra Ambony manokana dia misy ny fiaraha-miasa aminâ € ™ny Direction RÁƒ ©gionale de la Population et des affaires Sociales manoloana io fihenoana sy fandraisana an-tanana ary fanarahana maso ireo tanora iharanâ € ™ny tsy rariny sy ianjadianâ € ™ny herisetra io. Manao fitaizana ny Ray aman-dreny (Education Parental) manoloana ny fifandraisanâ € ™ny Ray aman-dreny sy ny zanaka (Relation Parental) ihany koa izahay satria anisany paika izay haahatongavana aminâ € ™ny tanjona izany. Manampy ireo ihany koa ny fitsangananâ € ™ny Vondronâ € ™ny Tanora ho anâ € ™ny Fandriampahalemana ( Club de Jeune pour la Paix ) manerana ny Fokotany vitsivitsy eto aminâ € ™ny Kaominina ambony vohitry ny Fianarantsoa izay natsangana mba hifampizarana,hifanoroana ary hifampitaizanâ € ™ny samy tanora eo anivonâ € ™ny Fiaraha-moninna. Akoatrâ € ™izay dia ao anatinâ € ™ny Tambazotra Fiarovana ny ankizy (RÁƒ ©seau de Protection de lâ € ™Enfant) ihany koa ny tenako ary manamora ny fandraisana an-tanana raha toa ka misy ny olana mahakasika izany satria tanora 15 ka hatraminâ € ™ny 25 taona no tena sehatra iasanâ € ™ny tetikâ € ™asa. Ny Fihaonana sy fifampizarana (contact physique et echange) aminâ € ™ny Tanora maro isam-paritra ihany koa dia anisanâ € ™ny asa izay ataonâ € ™ny tetikâ € ™asa toy ny Fihaonana taminâ € ™ny solontenanâ € ™ny tanora rehetra maneranana ny nosy nandritry ny fihaonambenâ € ™ny Tanora tany Antsiranana nandritry ny JIJ (JournÁƒ ©e Internationale de la Jeunesse) ny faha 11Oktobra 2012, ny fandraisana anjara mavitriky ny tetikâ € ™asa nandritry ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho anâ € ™ny ankizivavy izay natao tao Antananarivo Renivohitra. Teo ihany koa ny Fandefasanâ € ™ny tetikâ € ™asa solontena Mpandray anjara taminâ € ™ny Fihaonam-be iraisam-pirenena izay nitondra ny feo sy ny hetahetanâ € ™ny tanora Malagasy rehetra tany Johannesbourg ny taona 2012. Marihina fa manodidina ny 3700 ny mpikambana ao aminâ € ™ny tranokalam-pifandraisana facebook Tanora Garanâ € ™Teen izay mandray anjara mavitrika manerana ny Nosy akoatrâ € ™ireo tranokalam-pifandraisana hafa. Nahazo fiofanana mombanâ € ™ny fikirakirana ny

Comments