Ny tanora miray ao aminâ € ™ny TEHINA MANGA hamongotra ny herisetra

Ny fikambananay dia ao anaty vondrom-pikambanana maromaro izay mpiaro ny zonâ € ™olombelona sy miady aminâ € ™ny herisetra.Ny fikambanana misy ahy dia fikambanana tanora ,mpianatra ao Oniversite ny ankamaroanayary maro koa ireo tsy anasa ao .Arakaraka ny nifandraisana sy nandinihana ny tontolo manodidina no nahatsapanay fa maro ny zavatra tsy ara-dalana hiainanâ € ™ny rehetra ka mila fandraisana andraikitra ka teo no nifanenay tamina vondrom-pikambanana miaro ny zonâ € ™olombelona dia niditra mpikambana tao ny fikambananay .Mpanentana ary sekretera jeneraly ao aho. Isakinâ € ™ny Asabotsy no fotoana sy anjarako manao ny asa fanentanana sy fandraisana olona:mandray ireo olona manana olana aminâ € ™ny fiainana ka anisany maro aminâ € ™izany dia ny fanararaotanâ € ™ny lehilahy ny vehivavy (tsy fanaovana adidy sns),ny fanambakanâ € ™ireo mahitahita ny olon-tsotra aminâ € ™ny resaka fananan-tany ary ny fanaovana herisetra:raisina sy henoina ireo olona tonga,ampaherezina sy torohina hevitra izy ireo mba afahany misafidy ny vahaolana mety aminy ,ampahafantarina azy ireo koa ny zo aman-dalÁƒ na mifanandrify rehetra.Arahina maso atraminâ € ™ny farany ny fizotranâ € ™ny toe-draharaha,ary matetika aza dia mampiantso ilay heverina fa tomponandraikitra nampisy ny olana izahay na midina ifotony an-tokatrano hamahana izany sy koa mba hampisy ny fifandaminana (conciliation et mediation) :ohatra iray:nisy tovovavy mpianatra nitoe- jaza ka nitsoka ilay tovolahy ary ny ray amandreny nandroaka:nantsoina ilay tovolahy sy ny Ray aman-dreniny ary ny fianakavianâ € ™ilay tovovavy:natao ny fandaminana sy ny fifandresehan-dahatra: nilamina ary nifanaiky ny rehetra ny hanohizanâ € ™ilay tovovavy fianarana ary ilay tovolahy sy ny fianakaviana roa tonta nandray andraikitra momba ilay zazakely.Nanohy fianarana ilay tovovavy ,afaka bac izy izao ary manohy eny aminâ € ™ny oniversite. Marihina fa tsy latsaka ny olona 10 isanâ € ™andro ireo voanâ € ™ny herisetra sy fanambakana raisinay an-tanana ary tsara avokoa ny voakatry ny asa fandaminana
