Fananganana Fikambanana Soto aty aminâ € ™ny Faritra Antsiranana II (Antanamitarana)

| Gender Links
Ny fikambanana Sokoto dia hisanâ € ™ny fitaizana zatovo lahy sy vavy mba ho olo-banona ka tezaina ara-batana sy ara-tsaina ary ara-panahy, Hoy Sefo KOMOSY hoe « AMPITOMBOY MANERANA NY VOHITRA REHETRA NY FIKAMBANANTSIKA » izay azo tsoaina any aminâ € ™ny saoratra masina hoe « â € ¦ hihabetsaka eny amboninâ € ™ny tany ireny. Genes 8: 17e »
