FAMPIHARANA NY MIRALENTA SY NY FANABEAZANA NY VAHOAKA NO ANTOKO NY FAMPANDROSOANA NY KAOMININA ANTANAMITARANA

Talohanâ € ™ny naha ivon-toerana mendrika ny kaominina,dia tena tsy nisy ny fivelarana mihitsy satria,tsy nahafantatra ny mponina fa zava-dehibe ny fiarahanâ € ™ny lahy sy ny vavy mandray anjara aminâ € ™ny fampandrosoana azy; Torakâ € ™izany ny mpiaramiombonâ € ™antoka dia tena vitsy koa taminâ € ™izany nohonâ € ™ny tsy fananana teknika hafahana manintona azy ireny; Ny fikambanana koa tsy dia maro niforona teto na ireo kely nitsangana koa dia tsy manana sata maha fikambanana azy fa mitsilopilopy eo foana; Tsy fantatra koa ny filÁƒ nâ € ™ny mponina ,indrindra fa ny vehivavy izay misahana andraikitra maro isanâ € ™andro ka mora ianjadianâ € ™ny Herisetra isan-karazany;Aminâ € ™izao fotoana izao dia hita taratra ny fiovana sady azo tsapain-tanana koa ,satria maro ny fikambana mijoro ara-panjakana isakinâ € ™ny Fokontany,ka samy manana asa andraiketany avy,toy ny mikarakara fandriam-pahalemana fikambananâ € ™ny Gardien Miray hina,ny fambolena ,fiompiana, fitantanana ala voajanahary,fanabeazana, ny fahasalamana, fandraharahana sy fitantanana rano fisotro madio ka misy ny efa mandoa hetra aminâ € ™izany; Efa resy lahatra ny mponina aminâ € ™ny fampandraisana andraikitra ny vehivavy aminâ € ™ny fitondrana,satria nahitana vehivavy sefo Fokontany roa anatinâ € ™ny Fokontany dimy sady ahitana sefo sektera vehivavy avokoa ny Fokontany rehetra. Nitombo hatrany ny mpiara-miombonâ € ™antoka namaly ny fangatahanay fiaraha-miasa nohonâ € ™ny fisianâ € ™ny Teknika avo lenta ananaâ € ™ny Kaominina toy ny teknolojia vaovao na izay manamora sy manafaingana ny fifandraisana . Mahasarika ny mpanjifa ny fomba fiasanay aminâ € ™ny teknika ny â € œinformatiqueâ € ,ka mitombo hatrany ny fidiram-bolanâ € ™ny Kaominina,ka afaka mandoa ny karamanâ € ™ny mpiasa sy manodina ny raharaha rehetra sahaniny sady manao latsakâ € ™emboka aminâ € ™ireny fotodrafitrasa ahazoana famatsiambola aminâ € ™ny mpiaramiombonâ € ™antoka ireny. Ny fahafahana manao drafitrasa miendrika Miralenta sy fanatanterahan azy no nahatsapana ny tena filÁƒ nâ € ™izy ireo ka hazoanâ € ™n lahy vavy tombontsoa
