Skip to content

Madagascar: Commune Urbaine Manjakandriana

Wave marron 2x
| Gender Links

VEROSOA Patricia_Entreprenership Manjakandriana_RZ_15102015

47 kilometatra miala ny Renivohitra no misy ny kaominina Ambonivohitr’i Manjakandriana. Mihisa 202 771 ny mponina ao aminy, ary manana sekoly ambaratonga voalohany 15 sy sekoly ambaratonga faharoa 3 izay mizara ao anatin’ny tanàna 24. Ny loharanom-bolan’ny mponina dia ny fambolena, fiompiana ary ny fitrandrahana ny ala. Tao aorian’ny fametrahana ny drafitr’asa momba ny miralenta teto amin’ny Kaominina dia tafapetraka ny Komity ny miralenta sy ny ady amin’ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy izay isakin’ny tanàna eto amin’ny kaominina. Nanamboatra tsena ny kaominina ary koa nanatsara ny ireo fotodrafitr’asa indrindra ny lalana.Manana drafitrasa  momba ny miralenta ny Kaominina toy ny : Fampiofanana : zon`ny vehivavy; zon`ny ankizy; fandovana; ady amin`ny herisetra; Fanomezana asa; fanamboarana kianja, fanamboarana sekolyNampahafantarina ny rehetra ny fisian'izany ary misy olona manara-maso ny fampiharana izany: Ny rafitra ifotony fakan-kevitra (SLC), ny komity miady amin`ny herisetra, ny commission isan-tsokajiny.Fanorenana ny lycee technique any amin’ny fokontany Antsahamaina.

Fanatsarana ny pompin-drano, lava-drano nentim-paharazana.

[caption id="attachment_94098" align="alignleft" width="300"]

Participant cyberdialogue  Manjakandriana and Ivato Airport coun
Participant cyberdialogue Manjakandriana and Ivato Airport councils_ Madagascar[/caption]

Ho Fisorohana ny herisetradia nampitomboana ny isan`ny eclairage public, Fanoloana ireo jiro an-dalambe maty, fanalana ireo lobolobo amin`ireo toerana ahiana hisin`ny herisetra, Fanaovana conference ( 8 Martsa 2017, 9 Desambra 2017) miresaka ny paikady hisorohana ny herisetra.

Misy komity miralenta ny Kaominina hanentanana ny ady amin’ny herisetra amin’ny alalan’ny fifaninanana vako-drazana.

FAMINTINANA NY TETI-BOLA MOMBA NY FAMPIDIRANA NY MIRALENTA 2017-2018
KarazanyTeti-bola 2017Teti-bola 2018
Teti-bola natokanahampiroboroboananyfandraisanaanjaran'nyvehivavyeoamin'nysehatrynyfanapahan-kevitrasynyfandraisanaanjaran'nyvahoaka$ 0.00$ 0.00
Teti-bola natokan'nykaomininahampiroboroboananyfiahiananympiasamifanarakaamin'nyMiralenta , nytanoraarynysembana$ 34 741.74$ 0.00
Teti-bola (Ariary) novinainahampiroboroboananyfampandrosoanaara-toe-karenamifanarakaamin'nyMiralentaarynytolo-bidy$ 0.00$ 0.00
Teti-bola natokanahampiroboroboananytetikasamombanyfiovaovan'ny toe-trandrohandraisan'nysokajin'olonarehetraanjara$ 0.00$ 0.00
Ireo manaraka ireo ny vokatra  nadritra ny taona 2017 :
  • Fizarana kara-tany ho an`ny tokantrano 147 ka 82 tokantrano tantanan`ny vehivavy (55,78 %)
  • Fisian’ny kômity: isan`ny komity 73 ka tantanan`ny vehivavy ny 42 (57,53%)
  • Tsena : 787 no isan`ny toerana fivarotana: 473 nomena ny vehivavy ( 60,10 %)
  • Tahan’ny fandraisana anjaran’ny vehivavy:  SLC (Structure Locale de Concertation) : 53 % ny mpikambana no vehivavy ; 43 % ny mpiasan`ny Kaominina no vehivavy
  • Fikambanana tantanan`ny vehivavy: 12/19 = 63,15 %.
  • Fanomezana toerana fivarotana ao an-tsena miisa 787 ka 473 no nomena ny vehivavy (60,10 %)
  • Tolo-bidy : tolo-bidy miisa 3 ka 1 no lasan`ny vehivavy (33,33%)
Cliquez ici raha mila fanazavana fanampiny momba ny kaominina Manjakandriana.

Comments