Skip to content

Madagascar: MAMAFI, ONN U-PNNC/SSECALINE,MANOVOSOA ANJOMAN’ANKONA; “Fantsarana sy fampiroboroboana ny fanjarian-tsakafo miatrika ny fiovan’ny toe-trandro

Wave marron 2x
| Gender Links
Anisany CCDS ny tenako ka mandray andraikitra sy nanatanteraka tamin’ny famolavolana drafitr’asa kaominaly sy ny fampiroboroboana tetik’asa fampandrosoana ara-tsosialy indrindra ny mahakasikan’ny fanjariantsakafoACN ,CPG,komitin’ny fanjariantsakafoFamaritana: fihinana ireo sakafo maro loko misy ao an-toerana,voalanjalanja,mitondra hery sy otrik’aina ary tanjaka hoan’ny vatana hampahalavorary ny fahasalamana ny mponina.Fanafoanana ny tsy fahampian-tsakafo amin’ny endriny rehetra izay mianjady amin’ny vehivavy,tanora,reny bevohoka sy reny mampinonoFampiroboroboana ny asa fampandrosoana eny anivon’ny fiaraha-monina sy fampaharentana izanyFanatsarana ny fotodrafitrasa sy ireo teknika pamokarana(fambolena,fanodinana,fitehirizanaMitombo ny tahan’ny kilonga miditra an-tsekoly ary mihena ny tsy fanjarian-tsakafoFampivoarana ny maha-olonaFiatrehana ny loza sy ny voinaFanalefahana ny fiovaovan’ny toetr’androVoaaro ny tontolo iainanaMihatsara ny fomba fiasan’ny kaominina sy ny mponinaary mitombo ny vokatra.Nanatrika fivoriananandray fiofananaFanadihadiana ifotonyFitsinjarana andraikitraFandraisana an-tananaFanaovana tombana447 ny olona nahazo tombotsoa mivantana; 67% amin’ireo dia vehivavy avokoa.894 ny olona nahazo tombotsoa ankolaka; ny 64% amin’ireo dia vehivavy avokoa.3310 ny olona nahazo tombotsoa tamin’ny alalan’ny fampahalalam-baovao na tranonkala. 59% ny vehivavyAmin’ny ankapobeny, eo amin’ny 4651 ny olona nahazo tombotsoa; Eo amin 60% eo no ho eo ny vehivavy amin’ireo.312 USD ny tetibola mahaleotena momba ny Miralenta, 156 USD ny avy amina fandaharan’asa efa misy, 156 USD avy amin’ireo mpiara-miombon’antoka. 113 USD izany no tetibola nilaina nanatanterahana ny tetikasa.Fanadihadiana eny ifotonyFiraiketana an-tsoratra ny zava-bitaFivorian’ny hery velona rehetra isam-bolanaFanaovana tomban’ezakaFifanakalozana traikefaFanaovana tatitra isambolana any amin’ny CSB, ny kaominina sy ny mpiara-miombon’antoka.Tsy fahampian’ny hoenti-mananaTsy fandriam-pahalemanaFiovaovan’ny toetr’androTsy fahalalan’ny olona ny zo sy ny andraikitra tokony hataonyTsahotsaho sy finoanoam-poana ary fanarahana fomba nentim-paharazanaFahateren’ny fotoanaFahasimban’ny foto-drafitr’asa(lalana, barazy)Fahalaviran’ny toerana.Matetika dia anisan’ny mampikorotana ny toka-trano ny tsy fahampiam-bola raha nahita ny fiovana nisy teo amin’ny fiainako ity vehivavy iray dia nanontana ahy nagataka torohevitra, velom-panotaniana ny fomba nitondrako ny vady aman-janako satria nifanampy foana izahay aminy asa izay atao ao an-tokantrano; miraka mikarakara zaridaina, mahandro ny lehilahyNisy fiovana lehibe teo amin’ny fiara-hamonina taorian’ny fanatanterahana ny asa,Nisy fahatsarana ny fandriam-pahalemana satria nandray andraikitra sy mirisika ny vahoaka amin’ny fandoavana latsa-kemboka hanaramana ny DASNihatsara ny fifandraisan’ny vahoaka nisy ny firaisan-kina nifampatoky, nifampihaino, ary mifanampy noho ny fanaovana ny fifanekem-pihavanana.Nitombo ny isan’ny vehivavy hiterka sy hisafo eny amin’ny tobim-pahasalamana.Maro ny tanora mahazo asa noho ny fanampiana sy ny fanohanana nataon’ny FORMAPRODFanamafisana sy fampiharana ny lalanaFanatrehana fivorianaFanadihadiana sy fanaraha maso eny ifotonyFandraisana fiofanana ho mpampiofanaFanohizana ny fiaraha miasa amin’ny fikambananaFitohizan’ny miralentaFananganana rafitra hitantana ny tetikasaFanetsehana ny cantine scolaireasa tokony hatao mba hifampizarana traikefa amin’ny fikambanana hafaFanaovana fifanakalozana traikefaFanamafisana ny fanentananaFiaraha miasa amin’ny fikambanana

Comments