Skip to content

FIAROVANA NY ZON'NY VEHIVAVY SY ANKIZY AMIN'NY LAFIN'NY LALANA

Wave green 2x
| Gender Links
FIAROVANA NY ZON'NY VEHIVAVY SY ANKIZY AMIN'NY LAFIN'NY LALANA

ILAY TETIKASA*CECJ (Centre dâ € ™Ecoute et de Conseil Juridique) na ivotoeranam-pihainoana sy fanoroan-kevitra araka ny lalÁƒ  na eo ambany fifehezanâ € ™ny Ministeranâ € ™ny mponina sy ny raharaha sosialy ka ny FNUAP no manohana ara-teknika sy ara-bola azy. Ity tetikasa ity dia fiarovana ny zonâ € ™olombelona, indrindra ny vehivavy sy ny ankizy eo anivonâ € ™ny fiarahamonina ka hatrany aminâ € ™ny sehatra ambony (Polisy, Fitsarana) Tetikasa manao asa maimaimpoana izay mandamina ny disadisam-piarahamonina, fakan-kevitra ara-sosialy sy araka ny lalÁƒ  na velona. Zava-dehibe io tetikasa io satria miaro ny zonâ € ™olombelona, indrindra ny zonâ € ™ny vehivavysy sy ny ankizy izay iharanâ € ™ny herisetra, ary koa mampahafantatra ny zo sy adidinâ € ™ny olom-pirenena, ny CECJ koa dia miezaka mampahafantatra ireo karazana didy aman-dalana mba ho fantatry ny olom-pirenena tsirairay.Miara-miasa amin'ny Fitsarana sy ny Polisim-pirenene ary loa tobi-pahasalamana ny CECJ, manao fanentanana ihany koa ny CECJ momba ireo karazana herisetra misy eo anivon'ny fiarahamonina

Audiovisuals

InsÁƒ ©rez ici le lien URL google drive:

Comments