Skip to content

FANOHERANA NY HERISETRA

Wave green 2x
| Gender Links

Izaho dia efa parajuriste ao aminâ € ™ny CECJ Toamasina, matetika izahay ampiofanina momba anâ € ™io asanay io izahay mba ho tena matianina ary afahanao mampitombo ny trai-kefa izay anananao.Tsimaintsy miainga any aminâ € ™ny fokontany any ny fanentanana.Tsara ho marihina fa io asa io dia asa fanasoavana ka mitaky ireto zavatra ireto : -fitiavana -fahavononana -Fahasahiana -Fitanana tsy ambara telo Matetika izaho rehefa tsy miasa ireny dia lasa manao fanentanana eo aminâ € ™ny fikontany izay misy ahy satria efa ela no nipetrahako taminâ € ™io toerana io ka fantako ny olona eo aminay. Azavaina aminy inona ny tokony hataony manoloana ny herisetra manjo azy, ary atoroko azy koa ny ivon-toerana mba hanesorako azy ao anatinâ € ™ny lavaka misy azy

Comments