Skip to content

Fampandrosoana vokatry ny fankatoavana an'Andriamanitra sy ny heriny

Wave green 2x
| Gender Links

Fananganana Fiangonana Foibe eto Fianarantsoa Fananganana zana-piangonana(Mananjary,Nosy Varika,Ampahomanitra,Ambavanâ € ™Isavato,Sahanivotry Antsirabe) Fampianarana mahandro sy manjaitra Fitoriana ny filazantsara tany Manakara,Toamasina,Mahajanga,manodidina ny tananan i Fianarantsoa Fanasitranana ny marary maro taminâ € ™ny alalanâ € ™ny vavaka sy fametrahantanana,fitoriana ny filazantsara tany( Ampahomanitra,Mananjary,Nosy varika,Ambavanâ € ™Isahavato) Ny tena nampahomby ny asa dia nisy ny firaisantsaina hivavaka sy hifady hanina alohanâ € ™ny daty voatondro hanaovana ny asa. Ny fanehoana ny fifankatiavana teo aminâ € ™ny samy mpikambana sy ny fokonolona hanatanterahana ny asa. Ohatra ny tao Ampahomanitra dia efa saika nikatona ny sekoly vokatry ny fihanakinâ € ™ny aretina atao hoe : AMBALAVELONA satria saika ny ankamaroanâ € ™ny tanora vavy mpianatra no lasibatra taminâ € ™io aretina io nefa raha tonga tany ny fikambanana ka nivavaka nitondra ny herinâ € ™Andriamanitra dia resy ny aretina ka nisokatra ihany ny sekoly. Tolo-tanana avy aminâ € ™ny namana mpiara-miasa nanampy taminâ € ™ny fitadiavam-bola sy ny fitaterana.

Comments