Skip to content

DANJA NY VEHIVAVY SY NY LEHILAHY NO ANTOKY NY FAMPANDROSOANA MIRALENTA

Wave green 2x
| Gender Links

Ny Kaominina Suburbain dia manana fokontany miisa 12. 06 Km miala amin ’ny tanan-dehibe no akaiky indrindra (RN 2), ary 41,6 Km no lavitra indrindra. Misy hopitaly, sekoly, ary mpandraharaha maromaro. Misy ihany koa ny toerana mbola saro-dalana. Rehefa nandray ny ivontoerana mendrika avy tamin ’ny avy fiofanana momba ny miralenta nataon ’ny Gender Links dia niroborobo sy nandroso ny fandraisan ’anjaran ’ny rehetra.

Comments