Skip to content

VEHIVAVY VONONA, MANDRAY ANDRAIKITRA, MITONDRA FANOVANA EO ANIVONâ € ™NY FIRENENA

Wave green 2x
| Gender Links

Fanentanana ireo vehivavy eny ifotony mba hirotsaka handray anjara aminâ € ™ny fifidianana manaraka, efa misy vehivavy hirotsaka Beninâ € ™ny TanÁƒ  na sy mpanolotsaina ato anaty Faritra SAVA. Nandresy lahatra ireo vehivavy nirotsaka solom-bavam-bahoaka, nanangana ny fikambanana miralenta anaty faritra SAVA, miara miasa aminâ € ™ireo haino aman-jery mba hiara hanatanteraka sy hampisongadina ny miralenta. Efa betsaka ny fikambana mivoy ny miralenta nefa miara miasa hatrany.

Comments