Skip to content

Fitarihana ho fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra. Mampihatra ny miralenta mba hitondra fanovana.

Wave green 2x
| Gender Links

RASOAMAMPIONONA Marie Louise dit RAMARIA Teraka ny 11 Novembre 1959 tao Ilaka Centre (55 taona) vehivavy Efa kamboty- tsy manambady- manan-janaka efatra (4) (3 lahy -1 vavy) Mpitarika nitondra fanovana ao Mahazina CR Mahazina Ambohimpierenana Distrika Ambositra , Faritra Amoronâ € ™I Mania Efa nandray anjara taminâ € ™ny fifaninanana Genderlinks taminâ € ™ny Mars 2012 ary nahazo ny laharana faha-2 Tsy manana diplaoma afatsy CEPE ary nijanona classe de 3Áƒ ¨me, kanefa manana traikefa kosa aminâ € ™ny fitarihana satria vehivavy voaofana.mpamokatra masomboly tsaramaso Filohanâ € ™ny vondrona vehivavy TARATRA ao anatinâ € ™ny tekinisianina tantsahanâ € ™ny OPR FITARIKANDRO Filohanâ € ™ny CPG (comitÁƒ © de pilotage genre) ao anivonâ € ™ny CR Mpitam-bolanâ € ™ny Tranobenâ € ™ny Tantsaha RÁƒ ©gional (TTR) mandataire ComitÁƒ © Paysan National- CollÁƒ ¨ge agricole AMM (FIFATA FERT) FINDAY  : 033 09  476 45 â € “Malagasy Sahy, vognona aminâ € ™ny fandraisanâ € ™andraikatra

Comments