Skip to content

Wai-Ley Andrianiaina Jorida

Wave purple 2x
| Gender Links
Wai-Ley Andrianiaina Jorida

ny asa natao dia fijerena toerana izay be tranga herisetra ka asiana mpisehatra ara sosialy sy nametrahana tambanzotra mifanaraka amin ’ilay toerana; ka lasa any ifotony mihitsy ilay olona lasa mpisehatra ara sosialy ka lasa andro maso mpijery herisetra ra toa ka misy herisetra mitranga dia afaka mamaha izy ireo noho ny fiofanany azony ary ilay tambanzotra napetraka no fitaovany entiny mamaha izany. Raha ohatra fotsiny olona tratra ny fanolalanana noho ilay tambanbozotra raha olona marefo ra toa ka aterin ’ilay mpisehatra amin ’ny toeram-pitsaboana dia mahazo certificat tsy mandoa vola satria ny commune dia efa ao tambanzotra mandoa izany ary na ny dossier ara dia handeha tsara amin ’ny fitoriana satria ny mpitandro filaminana ao anati ’ilay tambazotra koa ka tsy atahorana ny hampisy kolikoly sy raharaha mpihavavanana sy firetaretan ’ilay famahana tranga herisetra. Ka hita fa mahomby satria lasa mandrakotra toerana betsaka noho izy tambazotra ifotony na any ambanivohitra aza ary lasa malaky ny famahana olana ara-keritsera satria ifotony, faharoa ho an ’ireo toerana mbola betsaka tranga herisetra tsy voavaha dia ny mpisetra ara sosialy eny an toerana sy tambazotra ifotony

Comments