Skip to content

TE HITSIKOMBE TY ATAO TY HAFA

Wave purple 2x
| Gender Links

Ny kaonina AMBOVOMBE ANDROY dia miorna eto amin ’ny renivohitry nny faritra ANDROY. Ansany fatra-panda ny fampidirana ny MIRALENTA ,Ohatra misy fomba fiteny aty amin ’ny Faritra hoe: “AKOHO VAVE TSY MIKEKEO ” izany hoe ny vehivavy dia tsy mahazo mandray anjara amin ’ny raharaham-pianakaviana, firenena. Nohon ’ny ezka natazon ’ny tompn ’andraikitra dia tafiditra ato amn ’ny Kaomnina ny MIRALENTA, ary misy fivoarana lehibe izany toe-javatra izany min ’izao fotoana izao

Comments