Skip to content

Ny vehivavy sy ny lehilahy miara mandray andraikitra amin ’ny fampadrosoana

Wave purple 2x
| Gender Links

Ny kaominina Sahambavy dia manana velarantany 100km2 misy mponina 18522 manana Fokontany folo (10) Niforona ny taona 1996 ny Kaominina Sahambavy izay azo sokajiana ho Kaominina zandriny indrindra ato anatin ’ny Distrikan ’i Lalangina. Ny taona 2011 dia nampidirina ho ivon-toerana mendrina amin ’ny ady amin ’ny herisetra sy ny miralenta. Lasa ho “Commune rurale de 1er Catégorie » izy ny taona 2012 Noho izany dia azo itarafana sahady ny fandrosoan ’ity Kaominina ity.

Comments