Madagascar: Commune Urbaine Manjakandriana

Entry 12966
Fanatsarana ny pompin-drano, lava-drano nentim-paharazana.
[caption id="attachment_94098" align="alignleft" width="300"]Entry 12968
Participant cyberdialogue Manjakandriana and Ivato Airport councils_ Madagascar[/caption]Ho Fisorohana ny herisetradia nampitomboana ny isan`ny eclairage public, Fanoloana ireo jiro an-dalambe maty, fanalana ireo lobolobo amin`ireo toerana ahiana hisin`ny herisetra, Fanaovana conference ( 8 Martsa 2017, 9 Desambra 2017) miresaka ny paikady hisorohana ny herisetra.
Misy komity miralenta ny Kaominina hanentanana ny ady amin’ny herisetra amin’ny alalan’ny fifaninanana vako-drazana.
FAMINTINANA NY TETI-BOLA MOMBA NY FAMPIDIRANA NY MIRALENTA 2017-2018| Karazany | Teti-bola 2017 | Teti-bola 2018 |
| Teti-bola natokanahampiroboroboananyfandraisanaanjaran'nyvehivavyeoamin'nysehatrynyfanapahan-kevitrasynyfandraisanaanjaran'nyvahoaka | $ 0.00 | $ 0.00 |
| Teti-bola natokan'nykaomininahampiroboroboananyfiahiananympiasamifanarakaamin'nyMiralenta , nytanoraarynysembana | $ 34 741.74 | $ 0.00 |
| Teti-bola (Ariary) novinainahampiroboroboananyfampandrosoanaara-toe-karenamifanarakaamin'nyMiralentaarynytolo-bidy | $ 0.00 | $ 0.00 |
| Teti-bola natokanahampiroboroboananytetikasamombanyfiovaovan'ny toe-trandrohandraisan'nysokajin'olonarehetraanjara | $ 0.00 | $ 0.00 |
- Fizarana kara-tany ho an`ny tokantrano 147 ka 82 tokantrano tantanan`ny vehivavy (55,78 %)
- Fisian’ny kômity: isan`ny komity 73 ka tantanan`ny vehivavy ny 42 (57,53%)
- Tsena : 787 no isan`ny toerana fivarotana: 473 nomena ny vehivavy ( 60,10 %)
- Tahan’ny fandraisana anjaran’ny vehivavy: SLC (Structure Locale de Concertation) : 53 % ny mpikambana no vehivavy ; 43 % ny mpiasan`ny Kaominina no vehivavy
- Fikambanana tantanan`ny vehivavy: 12/19 = 63,15 %.
- Fanomezana toerana fivarotana ao an-tsena miisa 787 ka 473 no nomena ny vehivavy (60,10 %)
- Tolo-bidy : tolo-bidy miisa 3 ka 1 no lasan`ny vehivavy (33,33%)
Comments
Related Stories Of Change







