Skip to content

FAMPANJARIAN-TENA NY VEHIVAVY HO ANâ € ™NY FAMPANDROSOANA IFOTONY

Wave purple 2x
| Gender Links

Ity tetikâ € ™asa fanofanana ny vehivavy eo aminâ € ™ny « agro alimentaire » sy « gestion simplifiÁƒ ©e » dia natao noho ny fahitana fa sahirana ireto vehivavy ireto tsy manana fidiram-bola, tsy manana fahaiza-manao ara-teknika, tsy manana fari-pahaizana ary maro aminâ € ™izy ireo no manantena, nilaozanâ € ™ny vadiny, mamelon-jaza irery, lasa loham-pianakaviana nefa tsy manan-katao. Mba ho fanohanana ny fenitry ny SADC aminâ € ™ny andininy 15 ka hatraminâ € ™ny 19 : loharanom-pamokarana sy asa fanatevenana ny fitaovana ara-toekarena. Noho izany takiana ny fahaleovanâ € ™ny vehivavy ara-toekarena.

Comments