Lehibenny tobim-pahasalamana

RANOROVAOARILALA Razafindramaro Philippine, 48 taona monina ao Anjomanâ € ™Ankona Dokotera lehibenâ € ™ny tobim-pahasalamana Anjomanâ € ™Ankona, mpikambana ao aminâ € ™ny CDS, CPG, Gender Links ao aminâ € ™ny Kaominina, fikambanam-behivavy ao aminâ € ™ny FLM, STD Nanomboka mpitarika ny taona 2012, izany teo aminâ € ™ny tobim-pahasalamana ny Kaominina Nahafantarako ny miralenta sy ny naha zava-dehibe azy dia taminâ € ™ny alalanâ € ™ny fiofanana mombanâ € ™ny miralenta niarahana taminâ € ™ny UADEL ACORDS sy Gender Links sy nametrahana ny CR ho centre dâ € ™exellence 2011 Niara-niasa taminâ € ™ny CR aho taminâ € ™ny famolavolana ny drafitrâ € ™asa momba ny miralenta sy ny ady aminâ € ™ny herisetra, fampandraisana anjara ny lahy sy ny vavy mikasika ny fampiharana ny miralenta hatreny ifotony, fanentanana sy ny fanaovana fotodrafitrâ € ™asanâ € ™ny CR
