Fanohanana ireo vehivavy niharanâ € ™ny herisetra aminâ € ™ny alalanâ € ™ny fampiofanana Fanokafana ireo toerana mitoka-monina mba hampihenana 50% nâ € ™ny herisetra aminâ € ™ny endriny rehetra

| Gender Links
Famaritana ny asa vita, inona no tena mampiavaka ilay asa/hetsika natao? ½ pejy Any ambanivohitra no betsaka ny toerana mitoka-monina,lavitra Andriana ,tsy ampy ny foto-drafitraâ € ™asa(lalana,sekoly,â € ¦) ,zara fa misy.Noho izany dia tsy ampy ny fahalalanâ € ™ny mponina,very ny tombotsoany,malaina ny mpandraharaha ny fampandrosoana . Noho izany rehetra izany dia mahazo vahana ireo karazana herisetra mianjady aminy:toy ny asan-dahalo,fanambakana,fahaverezan-jo,fatiantoka. Koa mila fanampiana izy ireo ,mila famangiana ,mila fanentanana sy fanabeazana ary fiofanana mba tsy hiadananâ € ™ny haratsiana,izay tsy mifanandrify aminâ € ™ny vani-potoana iainantsika izao. Mila tohana mba hampihenana ny herisetra.
