Skip to content

NY MIRALENTA EO ANIVONâ € ™NY FIARAHAMONINA HITONDRA FANOVANA SY FANDROSOANA

Wave purple 2x
| Gender Links

- Nohonâ € ™ny fahitako ny vehivavy osa sy marofo ary sahirana ao anatinâ € ™ny Kaominina dia tapa-kevitra aho fa hanentana ny fampiharana ny tanjona 28 ao aminâ € ™ny fenitry ny SADEC hanatsarana ny tanjona aminâ € ™ny taona 2015 sy hankalaza ny 16 andro iraisam-pirenena aminâ € ™ny Ady aminâ € ™ny Herisetra ato anatinâ € ™ny Kaominina. Oh : Hampihantra ny Miralenta mba handraisanâ € ™ny Lahy sy vavy andraikitra eo aminâ € ™ny sehatra rehetra. - Hampandray andraikitra ny lahy sy vavy eo aminâ € ™ny asa iombonana - Hanentana ireo vehivavy ho sahy handray andraikitra, ho sahy hamoaka ny heviny, ho sahy sehatra eo aminâ € ™ny ankohonany sy eo aminâ € ™ny fiaraha-monina ary hanana risi-po. - Vehivavy tsy ho hianjadianâ € ™ny ady aminâ € ™ny Herisetra eo aminâ € ™ny fiainany rehetra ary hitondra fiovana sy ho sahy manapa-kevitra. - Mijery akaiky ny tranga misy raha mahazo tatitra ary manaramaso izany hatraminâ € ™ny farany.

Comments