Skip to content

vehivavy sahy miatrika fiainana sy fiarahamonina

Wave light red 2x
| Gender Links

Aminâ € ™ny maha mpiasanâ € ™ny Ministeranâ € ™ny Mponina sy aminâ € ™ny maha mpampianatra eny anivonâ € ™ny oniversite ny Fianarantsoa ahy, dia nahatsapa fa tokony hanamparitaka ny fampahalalana ny zo sy ny adidy ny vehivavy eo aminâ € ™ny fampandrosoana ny tokantrano sy ny firenena. Miavaka ity asa ity satria tsy ny olona mpikambana ao anatinâ € ™ny fikambanana â € œjeunes musulmans de Fianarantsoaâ €  ihany no nahazo fampahalalana sy fampiofanana mahakasika ny zonâ € ™ny vehivavy, ny miralenta, ainga 50/50 eo aminâ € ™ny sehatry ny fanampahan-kevitra, ny ady aminâ € ™ny herisetra fa na mpianatry ny oniversitÁƒ © izany, na vahoaka any ampanivohitra izany, na mpino silamo lahy sy vavy dia samy nahazo tombotsoa avokoa aminâ € ™ity tetikasa ity. Ireo hetsika natao dia niopana betsaka aminâ € ™ny resaka fampahafantarana sy fanentanana mahakasika ireo efa voalaza tetsy ambony. Nahazo ihany koa izahay fanohanana avy aminâ € ™ireo mpitondra fivavahana silamo eto an-toerana ka tafiditra ao anaty fampianarana ataonâ € ™izy ireo ny zonâ € ™ny vehivahy aminâ € ™ny islamo. Noho ny ezaka natao eny aminâ € ™ny oniversitÁƒ © dia nanao fampahafantarana ny toeranâ € ™ny vehivavy ao aminâ € ™ny finoana silamo ny namana mpampianatra mpikaroka. Ary mba hiadiana aminâ € ™ny herisetra dia nifampiraharaha taminâ € ™ny ray amandreny ara pinoana silamo 4 izahay mba hanome vola hanampiana ireo vehivavy iharanâ € ™ny herisetra ara-ekonomika. Izany hetsika izany dia tanteraka noho ny finiavanay te hanova fomba fijery aminâ € ™ny toeranâ € ™ny vehivavy eo anivonâ € ™ny fiaraha-monina.

Comments