Skip to content

VEHIVAVY OMEN-KASINA ,ANTOKY NY FAMPANDROSOANA

Wave light red 2x
| Gender Links

Famaritana ny asa vita: -fanentanana ny vehivavy ho tompon-kevitra -hanana fomba fijery vaovao ka ahafahany hatoky tena ary ho tia karokaroka mba hametrahany ny tenany aminâ € ™ny maha-izy azy. Ka ny hetsika natao taminâ € ™izany dia ny famondronana azy ireo ho ao anaty Fikambanana mba hanamora ny fanentanana ary ahazoana mampiofana sy mampianatra azy ireo, hahay hamoaka hevitra sy handray fanapahan-kevitra aminâ € ™izay rehetra ataony. -Fitadiavana mpiara-miombonâ € ™antoka mba hamatsy ara-pitaovana sy ara-kevitra ary ara-bola. -Fampandraisana anjara azy ireo eny anivonâ € ™ny fiaraha-monina mba hampanan-kasina azy tokoa.

Comments