Skip to content

FIAROVANA FARIHY SY TONTOLO IANANANA

Wave light red 2x
| Gender Links
FIAROVANA FARIHY SY TONTOLO IANANANA

Nahafahanay nampiroborobo ny fiarahamiombonantoka ny hetsika nataonay tamin ’ny fampihenana ny herisetra mianjady amin ’ny vehivavy. Satria efa ampitadiavana vahaolana mahakasika izany ny kaominina fa ny fanatanterahana azy no sisa. Koa rehefa natolotray ny mpitondra ny tetik ’asa nay dia resy lahatra izy sady mora taminy koa ny nijery mpiaramiombonatoka “ GRAIS de VIE ” amin ’ny fanatanterahana ny asa. Izy ireo no mamatsy ny zanakazo sady manakarama koa ny ankabetsahana vehivavy amin ’ny fikarakarana ny zanakazo

Comments