Skip to content

FAMPAHAFANTARANA NY MIRALENTA SY FAMORONANA ASA ANDRAISAN-KARAMA HO ANâ € ™NY VEHIVAVY

Wave light red 2x
| Gender Links

Maro ny ny vehivavy iharanâ € ™ny herisetra ato aminâ € ™ny fokontany CitÁƒ © OuvriÁƒ ¨re. Ao ny vono vady, tsy mahazo entana na iray aza rehefa misaraka, ady lova eo aminâ € ™ny zanaka lahy sy zanaka vavy, vehivavy tsy avelany vadiny hiasa sy hitady vola,â € ¦sns. Izany no nahatonga ny A.J.H.C.O nanao izao hetsika manaraka izao :Á¯  ¶ Fampafantarana ny zonâ € ™olombelona aminâ € ™ny ankapobeny : Taminâ € ™ny alÁƒ  lanâ € ™ny fivoriana na atrikâ € ™asa no nanatanterahana ny asa fampahafantarana ny zonâ € ™olombelona, olona 40 no nasaina. Ny mpikambana tao aminâ € ™ny AJHCO no nitarika ny fivoriana. Ny tena nampahomby ny asa dia tonga niatrika fivoriana ireo olona rehatra izay nasaina ary nandray anjara mavitrika taminâ € ™ny fanontaniana izy ireo. Nisy ny fizarana â € œdÁƒ ©pliantsâ €  mirakitra ny zonâ € ™olombelona. Á¯  ¶ Fampafantarana ny zonâ € ™ny vehivavy sy zonâ € ™ny ankizy: Taminâ € ™ny alÁƒ  lanâ € ™ny fivoriana na atrikâ € ™asa no nanatanterahana ny asa, olona 40 ihany koa no nasaina. Ny mpikambana tao aminâ € ™ny AJHCO ihany no nitarika ny fivoriana, nisy ny fanazavana ireo zo anananâ € ™ny vehivavy sy ankizy eo aminâ € ™ny fiainana. Ny tena nampahomby ny asa dia ny fahatongavanâ € ™ny olona rehatra izay nasaina ary tena mifanaraka aminâ € ™ny toe-java misy ato aminâ € ™ny fokontany ny fiofanana. Nisy ny fizarana â € œdÁƒ ©pliantsâ €  mirakitra ny zonâ € ™ny vehivavy sy zonâ € ™ny ankizy. Serasera mikasika ny zonâ € ™ny vehivavy ao aminâ € ™ny CollÁƒ ¨ge PrivÁƒ ©e Avotra FKT CitÁƒ © OuvriÁƒ ¨re taminâ € ™ny 14/12/13Á¯  ¶ Fampiofanana mikasika ny miralenta: 40 ny isanâ € ™olona nasaina taminâ € ™ny fiofanana. Ireo olona rehetra nasaina dia tonga daholo. Taminâ € ™izany, nisy ny famaritana ny miralenta, avy eo fanaovana asam-baomiera nijerevana ny toetra mampiavaka ny vehivavy aminâ € ™ny lehilahy ara-boajanahary sy ara-piarahamonina. Ny tena nampahomby azy dia liana taminâ € ™ny fiofanana ny mpizaika satria teo no nahafantaranâ € ™olona maro ny atao hoe: miralenta ary namafisina taminâ € ™ny fizarana â € œdÁƒ ©pliantsâ €  misy lesona mahakasika ny miralenta. Fampiofanana mikasika ny mira lenta tao aminâ € ™ny CollÁƒ ¨ge PrivÁƒ ©e Avotra taminâ € ™ny 18/01/14Á¯  ¶ Fanentanana sy fiserasearana mitety trano mikasina zonâ € ™ny vehivavy sy ny miralenta: 500 toka-trano no voatsidika nanaovana fanentanana.Á¯  ¶ Fanaovana findramam-bola taminâ € ™ny Kaominina ambonivohita Antsiranana mikasika ny fananganana ny orinâ € ™asa madinika mba handraisana ireo vehivavy hiasa: Efa vita ny fifanarahana fampindramam-bola teo aminâ € ™ny AJHCO sy Kaominina ambonivohitra Antsiranana. Ny fandraisana mpiasa vavy sy fiofanana no asa atao manaraka.

Comments