Skip to content

FAMOKARANA ZANAKAZO HIADIANA AMIN ’ NY FANDRIPAHANA NY ALA

Wave light red 2x
| Gender Links

Fiofanana manokana Momban ’ ny famokarana zanakazo nataon ’ny tompon ’adraikitra voalohany sy ny pepineriste tany amin ’ ONG GRAINE DE VIE izay mpamokatra zanakazo -Fijerena ny toerana anaovana ny tetik- asa eo anivon ’ ny kaominina -Fanajarina ny toerana nosafidiana anatanterahana ny tetik-asa -Fanangonana ireo fitaovana rehetra ilaina monban ’ ny famokarana zanakazo toy ny voa, tany mena ,fasika ,zezika ,angady , boreta ,bozaka , bois rond arrosoire , gaine ..... -Fametrahana ny plate bande itoeran ’ny zankazo -Famafazana ny voa -Fanarahamaso andavan ’andro - fanentanan ireo tanora tsy an ’asa lahy sy vavy hiditra ao anaty fikambanana Fanentananan y olona amin ’ny alalan ’ny fivoriana ny maha zava dehibe ny fambolena hazo sy ny fiarovana ny tontolo iaianana Hetsika narahina -Fanentanana teny anivon ’ ny sekoly maromaro tao an tanana, teo anivon ’ ny Fokontany ,olon- tsotra , ireo mpitrandraka ala , mpanao saribao , ireo tantsaha

Comments