Skip to content

Ady aminâ € ™ny Fanilikilihana aminâ € ™ny fampianarana Mampiaty (Education Inclusive)

Wave light red 2x
| Gender Links

Ny tetikasa izay ataoko dia fanabeazana Mampiaty izany hoe fampiarahana ny ankizy tra-pahasembanana miaraka mianatra aminâ € ™ireo ankizy tsy manana fahasembanana . Ny fanentanana ny olona eny anivonâ € ™ny Fokontany mahakasika ny fampidirana an-tsekoly ireo zaza tra-pahasembanana . Indrindrandrindra fa ny ankizy tokony hianatra any aminâ € ™ny E.P.P . Ny mahazava dehibe anâ € ™izany tetikâ € ™asa izany dia ny mba hitovianâ € ™ny zaza rehetra tsy ankanavaka , satria ny ankizy rehetra dia manana zo hianatra daholo na inona ny fahasembanana misy aminy . Ary ireo olona tra- pahasembanan dia tsy afaka manao fanofanana ara-kasa ny an-kamaroany satria tsy mahay mamaky teny sy manoratra ka izany no mahatonga anay nanao ity tetikasa ity . mba hialana aminâ € ™ny toen-javatra tahaka anâ € ™izany

Comments