Skip to content

ADY AMIN-NY HERISETRA MIANJADY AMIN ’NY ZAZA AMAM-BEHIVAVY, TANORA

Wave light red 2x
| Gender Links

Iaraha-mahalala fa amin ’izao fotoana izao dia hita fa manjaka ny herisetra. Maro karazana ny herisetra: mety amin ’ny fomba mivantana izany na tsia. Ka ny nataonay tamin ’izany dia nidina tany ifotony izahay hamantatra ny tena olana izay tena mahazo vahana ao. Mazana fa toerana ambanivohitra no tena anjakan ’izy io. Ka hitanay taratra tamin ’izany fa ny tsy fahalalana no tena anton ’io. Oh: hoan ’ny ankizy kely na tsy ampy taona izay tsy mianatra fa manao ny raharaha ao antrano na ivelany. Ka ny nataonay tamin ’izany dia torohevitra mba hialana amin ’io ary koa lazainay azy ireo fa tsara ny mianatra ary nataonay fanao ny midina any matetika mba hisorohana ny fiverenan ’io.

Comments