Skip to content

Ny fahaizako mitarika sy mandresy lahatra no lÁƒ  lana hitako ho aminâ € ™ny â € œ Miralenta â € 

Wave light red 2x
| Gender Links

Nahatsangana Fikambanana tanora mpiaro ny tontolo iainana antsoina hoe â € œ MAITSO TSARA â €  ka voafidy ho filohanâ € ™izany ny taona 2013. Ary laninâ € ™ny be sy ny maro ho â € œ Coach Basketball â €  vehivavy sy lehilahy izany Fikambanana izany. Anisanâ € ™ ireo nofidiana ho solombavambahoaka Antananarivo Atsimondrano ny taona 2013. Misahana andraikitra maro eo aminâ € ™ny fiangonana na dia mbola tanora aza. Voafidy ho Mpiandraikitra SAMPATI FJKM Tsiafahy Fihavaozana ny taona 2014. Mpampianatra mamy hoditra eo aminâ € ™ny fiaraha â € “ monina. Nanaraka karazam â € “ piofanana maro mahakasika ny Miralenta ka voafidy ho mpitondra tatitra ireo vehivavy niharanâ € ™ny herisetra eny aminâ € ™ny fiaraha â € “ monina aminâ € ™ny fokontany sy ny kaominina. Nivoaka fahitalavitra â € œ RTA â €  (fandaharana â € œ Elle â €  ) taminâ € ™na fanadihadiana momba ny fampitahÁƒ  na ny vehivavy Malagasy sy ny vahiny eo aminâ € ™ny sehatra ara â € “ ekonomika ka nanjary maro ireo nahafantatra ilay â € œ Leader â €  teo @ Kaominina sy ny manodidina. Tafakatra FINAL taminâ € ™ny fifaninan â € “ kira â € œ La meilleure voix pour Jesus â €  tao aminâ € ™ny FJKM Angodongodona Amboanjobe ka vao mainka nitombo ireo nahafantatra ilay â € œ Leader â € . Manana ny mari â € “ pahaizana â € œ MaÁƒ ®trise e.s Economie UniversitÁƒ © Tananarive â €  ka manana fahalalÁƒ  na momba ny â € œ Leadership â €  ary nahay nampifandray izany aminâ € ™ny Miralenta. Anisanâ € ™ny olona mahafoy vola mivoaka avy any am â € “ paosy manokana hanatanterahana tanjona iray eo aminâ € ™ny fiaraha â € “ monina. Nantsoinâ € ™ny mpizahan â € “ tany teo aminâ € ™ny kaominina hifanakalo hevitra sy handinika ilay tanjona lehibe dia ny â € œ Miralenta 2015 â € .

Comments