FAMONGORANA NY HERISETRA MIANJADY AMIN'NY VEHIVAVY

| Gender Links

Famongorana ny herisetra mahazo ny vehivavy indrindra ireo vehivavy maro anaka nefa sahirana ara-pivelomana ary koa ireo tovovavy nahzo hovoka tsy nirina ka mirona mankany amin'ny fanalan-jaza Entanina hampiasa fanabeazana aizana mba tsy hoe bevohoka ka tsy hanala zaza, tsy ho bevohoka matetika mba ho afaka mikarama hahazo vola hanmpiana ny vadiny sy hahafahany mikarakara ny zanany ara-tsakafo ,ara-pivelomana , ara-pianarana Lasa tsy vesatry ny firenena ny vehivavy , mandroso ny vehivavy ary afaka mampandroso ny firenena misy azy
