Skip to content

Tsy tonga lafatra ny fampijoroantsika ny miralenta raha tsy misy ny fandraisana andraikitra sy firaisankina matotra avy amintsika vehivavy.

Wave light red 2x
| Gender Links

Anisanâ € ™ny vehivavy voaantso voalohany hanatrika ny fiofanana nokarakarainâ € ™ny EISA ny tenako taminâ € ™ny taona 2007, tany Antsiranana. Nahafinaritra sady nazava tsara tamiko ny zavatra natao tany. Taminâ € ™ny fiverenako tao Ambilobe dia hitako taminâ € ™ny fanadihadiana nataoko: Anatinâ € ™ny kaominina 15 ato aminâ € ™ny distrika dia tsy misy ny vehivavy Benâ € ™ny tanÁƒ  na, 2 mpanolo-tsaina vavy ary 1 ny Filoham-pokotany vavy aminâ € ™ny FKT 227.

Comments