Commune Urbaine Ambatondrazaka


Ny mombamomba ilay mpitarika: oviana, taiza no nanomboka ny asa, taminâ € ™ny fomba ahoana no nahafantarany momba ny Miralenta sy ny maha-zava-dehibe izany. Manomeza ohatra Madame RASOAMANIRY ConseillÁƒ ¨re Municipale CU Ambatondrazaka sady Talen-tsekoly no efa Filohana fikambanana. Nanomboka taminâ € ™ny fivorianâ € ™ny fokonolona teo aminâ € ™ny fokontany izay nanambarako fa ny Miralenta dia fiarahanâ € ™ny lahy sy ny vavy mandray andraikitra no niantombohanâ € ™ny asa.Raha ny tena marina dia teo aminâ € ™ny kominina misy anay izany . Nanomboka taminâ € ™ny fiarahako taminâ € ™ny Gender Links 2010 tany Toamasina no nahafantarako ny MIRALENTA sy ny maha-zava-dehibe izany . Zava-dehibe satria mitondra fampandrosoana eo anivonâ € ™ny ankohonana, fiaraha-monina ary ny firenena. Ohatra, teo aminâ € ™ny fananganana ny CECJ izany dia nahafahako nanentana sahady ny olona , na vavy na lahy Nahazo fiofanana maro aho sy atrikâ € ™asa nahafantarako izany.
