Skip to content

Laharam-pahamehana ho anâ € ™ny kaominina ambanivohitra Toamasina Suburbaineâ € ¦â € ¦. ny fampiroboroboana ny Miralenta

Linecurve pink 2x
| Gender Links

Tsy-nisy nahafantatra ny ataohoe Miralenta fa noheverina ho resa-behivavy fotsiny ,rehefa tonga ivotoerana mendrika ny kaominina dia nisy fiovana teo aminâ € ™ny fihainampianakaviana,fiarahamonina nohonâ € ™ny fampiharana ny Miralenta.Hita taratra teo aminâ € ™ny fitondrana ny mpiasanâ € ™ny kaominina. Eo amiâ € ™ny fianankaviana dia mandray andraikitra ny raim-pianankaviana mikarakara ny zaza ao an-tokantrano, ny fiaraha-monina dia nanapa-kevitra hamela ireo fomba amam-panao izay tsy mifanaraka aminâ € ™ny Miralenta.

Comments