Skip to content

FOMBA FANDRINDRANA FITERAHANA

Linecurve pink 2x
| Gender Links
FOMBA  FANDRINDRANA   FITERAHANA

NY FAHASALAMAN ’NY RENY SY NY ZAZA ” no tena misy ny asako eto,ary TSY SOLONTENAM-PANJAKANA aho fa mpanampy sy mpirotsaka antsitrapo (bénévole ) satria tsy mandray karama na ariary avy amin ’ny Fanjakana mihintsy.Tsy misy ny fifanarahana arak ’asa izay nifanarahana manokana (contrat de travail) fa ny hanasoa sy hijery ny fahasalaman ’ny VEHIVAVY ary koa ny zony no tena naharisika ahy hanao ity asako ity Efa nisy tokoa ny FANDRESEN-DAHATRA izay natao teo anivon ’ny Kaominina (Ben ’ny tanÁ na) momba ny Fangatahana ho Fananganana TOBY hoan ’ny Agent Communautaire mba hafahanay manao ny asa ankalalahana teo ihany koa ny fangatahana famoahana

Comments