Skip to content

Malaimbandy

Wave marron 2x
| Gender Links
Malaimbandy

Ny kaominina ambanivohitra Malaimbandy dia kaominina niaina tao anatin ’ny tsy fandriam-pahalemana sy nanjakan ’ny herisetra tao anatin ’ny taona maro talohan ’ny fampidirana ny Miralenta. Betsaka no nitsoa-ponenana amin ’ ny alina ny zaza amam-behivavy vokatry ny asan-dahalo. Sahirana ara-pivelomana ny tantsaha satria tsy afaka namboly sy niompy. Raha vao tong any fampidirana ny Miralenta sy ny ady amin ’ny Herisetra izay niarahana tamin ’ny fandaharan ’sasa SAHA namatsy vola sy fitaovana hoan ’ny kaominina, dia nitondra fiovana lehibe tao anatin ’ny kaominina. Mbola nanampy ihany koa ny Gender Links taty aoriana dia lasa ivon-toerana mendrika ny kaominina.

Comments