Skip to content

Laharam-pahamehana ho anâ € ™ny kaominina renivohitry Diego-suarez ny fampiroboroboana sy fampiharana ny Miralenta

Wave marron 2x
| Gender Links

Ny toe-java-nisy teo aminâ € ™ny kaominina talohanâ € ™ny naha ivotoerana mendrika ny azy, efa namolavola tahirin-kevitry ho anâ € ™ny fampandrosoana ifotony izy. Noho izany nanampy tosika ny ezaka efa nataony ny fidiranyaminâ € ™ny kaominina ivon-toerana mendrika. Fanampinâ € ™izany nampihatra ny politika monisipaly fampandrosoana ifotony izay ahitana manokana ny tetikasa miralenta sy fampandrosoana ny isambatanâ € ™olona ary ny rehetra tsy an-kanavaka.Ny famolavolana io tahirin-kevitra io dia nianga avy taminâ € ™ireto fifanarahana ,drafitrasa,paikady, ary programa manaraka ireto : â € ¢ la « Politique Nationale de Population pour le DÁƒ ©veloppement Economique et Social », adoptÁƒ ©e comme loi dâ € ™Etat en 1990, visant Áƒ   « amÁƒ ©liorer la qualitÁƒ © de la vie et favoriser l'instauration d'un bien-Áƒ ªtre pour toutes les catÁƒ ©gories de population ». â € ¢ « Convention sur lâ € ™Elimination de toutes les formes de Discrimination Áƒ   lâ € ™Egard des Femmes » ratifiÁƒ ©e Áƒ   Madagascar en 1989 â € ¢ La « Politique Nationale de Promotion de la Femme pour un DÁƒ ©veloppement EquilibrÁƒ © Homme-Femme » (2000-2015) au travers des actions spÁƒ ©cifiques en direction du renforcement des capacitÁƒ ©s et du leadership des femmes, notamment les femmes chefs de mÁƒ ©nage. â € ¢ Le « Plan dâ € ™Action RÁƒ ©gional Genre et DÁƒ ©veloppement â € “ PARGED » de la RÁƒ ©gion Diana qui promeut lâ € ™Áƒ ©galitÁƒ © hommes-femmes dans lâ € ™ensemble des champs du dÁƒ ©veloppement socio-Áƒ ©conomique. â € ¢ Le plan dâ € ™action Genre de DiÁƒ ©go-Suarez â € ¢ StratÁƒ ©gie nationale de lutte contre la violence Áƒ   l'Áƒ ©gard des enfants â € ¢ Programme Ville et Handicap II â € ¢ Programme gouvernance pour la protection des enfants â € ¢ Document de rÁƒ ©fÁƒ ©rence pour le dÁƒ ©veloppement de la jeunesse Áƒ   DiÁƒ ©go â € ¢ Plan d'action en faveur de la jeunesse â € ¢ Plan dâ € ˜Urbanisme Directeur (PUDi, Áƒ   rÁƒ ©actualiser) â € ¢ Charte de la ville accessible 2009 â € ¢ Plan dâ € ™Action Handicap 2011-2013 rÁƒ ©-actualisable annuellementx Miisa 329 ny mpiasanâ € ™ny Kaominina ka 123 (37, 38%) ny vehivavy izay tsy mahatratra ny antsasamanâ € ™ila. Mpiasa birao ny ankamaroanâ € ™ireo vehivavy ireo. Ka mitsinjara toy izao : 01 benâ € ™ny tanana lefitra, 02 Directeurs, 06 chefs de services, 15 chefs de bureaux ,06 Police Municipale, 16 mpikarakara fahadiovana, 07 mpikarakara fanatsarana ny tanana (embellissement), 20 Affaires gÁƒ ©nÁƒ ©rales, 02 secrÁƒ ©taires conseil Municipal, 24 Etats civils, 02 voirie, 11 Affaires sociales, 02 BCPI, 04 urbanisme et habitat, 05 dÁƒ ©penses, 23 recettes.Ny fiovana hita taratra aminâ € ™izao fotoana izao: Namporisihina ny vehivavy hanao Agent de recouvrement (DMR) sy Polisy monisipaly, ary tsy noferana ho lehilahy ihany ny mifaninana hiditra ho mpiasanâ € ™ny kaominina. Manaja ny fifanekena nifanaovana taminâ € ™ny mpiaramiombonantoka ny kaominina taminâ € ™ny fampidirana ireo olona manana fahasembanana ho mpiasa, izay miisa 5:vehivavy (2) lahy (3). Natao izany mba ahafahanâ € ™ny rehetra mandray anjara aminâ € ™ny asa fampandrosoana sy fanatsarana ny fiainana, fampidirambola ao antokatrano,ka tsy ho vesatra eo aminâ € ™ny fiarahamonina izy ireo.

Comments