Fanomezana sehatra ny fikambananâ € ™ny vehivavy sy ny fikambananâ € ™ny Tanora eo aminâ € ™ny asa fampandrosoana ho fampiharana ny Miralenta sy ny fampandrosoana

Maro ireo Asa/hetsika vitanâ € ™ny â € œACPUâ € niaraka taminâ € ™ny Teknisiananâ € ™ny â € œSATIâ € , anisanâ € ™izany ity Fampiasana vola â € œFAILâ € ity hanohanana ny asa hanomezana sehatra ny Fikambananâ € ™ny vehivavy sy ny fikambananâ € ™ny tanora mba handraisanâ € ™izireo ireo anjara aminâ € ™ny asa fampandrosoana (ny tenako mpanolotra eto ao anaty â € ˜â € ™SATIâ € ™â € ™ no Tomponâ € ™andraikitra aminâ € ™izany): -Nampahafantatra sy nanentana anâ € ™ireo Fikambanana voalaza ireo isaky ny KÁƒ ´minina mambra (sy ny fokontany ao aminy) ny momba ny filÁƒ ´zofia sy ny fizotra ny fiaraha-miasa eo aminâ € ™ny â € œPICARDIEâ € mpiara-miombonâ € ™antoka sy ny â € œACPUâ € ary ny tanjona tratrariny;-Nampiofana sy nanampy azireo aminâ € ™ny fanamboarana â € œStatutâ € mba ho Fikambanana ara-panjakana, hanana Kaonty sy hafahany hiditra aminâ € ™ny â € œmicrofinanceâ € ;-Nampivondrona anâ € ™ireo Fikambanana ireo ao anatinâ € ™ny «Plateforme » eo anivonâ € ™ny ny KÁƒ ´minina mambra »;-Nampiofana azireo taminâ € ™ny fanaovana sy famoronana tetikâ € ™asa (montage de projet) miaraka rafitra rehetra tokony ho arahina satria miainga aminâ € ™izany ny ahazoana anâ € ™io famatsiana io;-Nametraka sy nanasongadina azireo ho hery fampandrosoana ny kÁƒ ´minina ary manana zo sy andraikitra amaha-olom-pirenenena azy;-Nanofana azireo aminâ € ™ny fampandraisana anjara aminâ € ™ny asa fampandrosoana miaraka aminâ € ™ny rafitra rehetra mamehy ny fampiasana ny vola (FAIL) mba hafahany maneho ny maha-izy azy aminâ € ™ny fampiharana ny fahaiza-manaony;-Nanara-maso ny Fikambanana voaray Tetikâ € ™asa aminâ € ™ny fanantanterahana ny asa sy nanampy azy aminâ € ™ny fanaovana Tatitra an-tsoratra ny asa vita (ho fampianarana azy izany); -Nampandray anjara ny fikambanana ireo ny aminâ € ™ny fitantanana ny asa vita miaraka aminâ € ™ny vahoaka nahazo tombontsoa;
