Fanohanana ireo vehivavy sy ny ankizy niharanâ € ™ny herisetra.

â € ¢ Fanentanana momba ny lalana sy fampahafantarana ho anâ € ™ny olon-drehetra fa misy rafitra mijoro eto aminâ € ™ny Kaominina miady aminâ € ™ny herisetra: - Teo aminâ € ™ny Sefo Fokontany rehetra mandritry ny fivoriana isam-bolana eto aminâ € ™ny Kaominina - Tany aminâ € ™ny Fokontany mandritry ny fivoriambem-pokonolona - Tany aminâ € ™ny fikambanana samihafa (jamba, vehivavy FLM, vehivahy advantista, mpanentana aram-pahasalamana, ...) â € ¢ Fankatoavanâ € ™ny mpanolontsaina ny fampiharana ny miralenta sy ny drafitrâ € ™asany â € ¢ Hetsika atao ho fanamarihana ny ady aminâ € ™ny herisetra mianjady aminâ € ™ny vehivavy â € ¢ Fandraisana an-tanana ny fintarainanâ € ™ireo olona niharanâ € ™ny herisetra ka ampitaina any filan-kevitra â € ¢ Fanomezana toro-hevitra sy toro-lalana ho anâ € ™ireo olona mipetraka ivelanâ € ™ny Kaominina ka iharanâ € ™ny herisetra
