Skip to content

Fanampiana ireo Vehivavy iray tanÁƒ  na, taminâ € ™ny alÁƒ  lanâ € ™ny fanalana ny vadinâ € ™izy ireo avy, izay voatazona tany am-ponja

Wave marron 2x
| Gender Links

Ny asa vita dia nihaino sy nampahery ary namaly ny fitarainanâ € ™ireo vehivavy marobe iray tanÁƒ  na atao hoe Ankeniheny, ao aminâ € ™ny Fokontany Farariana, Kaominina Ambanivohitra Carion, nanao fitarainana taminâ € ™ny Associaition AVENIR ao Manjakandriana, noho ireo fahavoazana mahazo azy ireo sy noho ny Tsy fahamarinana niseho ka nahatonga ny vadinâ € ™izy ireo avy ho voatazona tany amponjanâ € ™Antanimora. Ny tena mampiavaka ity tetikasa ity dia1- noho izy mampivohitra ny atao hoe Miralenta sy fampandrosoana izany hoe Vehivavy sy Lehilahy miara-mientana ka miteraka fanavotana ny Fianakaviana, ary tsy mba niharanâ € ™ny herisetra nataonâ € ™ny lehilahy (vadiny) ireto vehivavy ireto fa fianakaviana mivelona milamina mikarama isanâ € ™andro mamaky vato, ny ankamaroany ary rehefa tonga ny sarotra dia indreto izy vehivavy maro tompom-bady, tompon-janaka miara mientana namonjy ny vadiny, (na ny zanany lahy), nitady fanampiana avy hatrany tao aminâ € ™ny Associaition AVENIR taminâ € ™ny volana JOLAY 20132. Niaraka namaky vato teo foana na ny lehilahy na ny vehivavy isanâ € ™andro, nefa ny lehilahy no notorianâ € ™ny Orinasa iray milaza fa tomponâ € ™ny carriere. Manakaiky ny vahoaka ny tetikasa ary miady aminâ € ™ny herisetra sy manome vahaolana araka ny lalÁƒ  na ;3- tsy misy fikambanana na dia iray aza aty aminâ € ™ny distrika Manjakandriana ka manao asa fanampiana araka ny lalÁƒ  na maimaim-poana toa ity tetikasa ity, eny tsy misy na dia mpahay lalÁƒ  na aza ka monina na miasa aty aminâ € ™ny distrika Manjakandriana,4- Rehefa natao ny fanadihadiana dia tapakâ € ™evitra Hiaro ireo Lehilahy rehetra ireo eo anatrehanâ € ™ny Fitsarana ny tetikasa mitondra ny lohateny voafaritra ery ambony.5- Eto dia ampianarina mahaleo tena ny vehivavy satria misy fotoana tsy ho eo ny lehilahy toy izao zava-misy izao.

Comments