Skip to content

ADY AMINâ € ™NY TSY FANANANA KOPIA SY KARAPANONDRO

Wave marron 2x
| Gender Links

- Miandahy miambavy ireo olona tonga manantona ny centre mitaraina ny herisetra izay mianjady aminy. Maro aminâ € ™ireo olona ireo no tsy mba manana kopia sy karapanondro akory. Zava-dehibe tokoa izany satria ny tsy fanananâ € ™ny olona iray kopia nahaterahany sy karapanondrom-pirenena dia midika avy hatrany fa tsy ho isanâ € ™ny olom-pirenena izy.

Comments