Skip to content

Ohatra: Manomboka aminâ € ™ny asa madinika no mety hitondra fanovana goavana Fanentanana ny tsirairay mandray anjara dia niroso hatrany ka tonga sahanâ € ™asa lehibe mikasika ny miralenta.

Wave marron 2x
| Gender Links

I VAORAZAFY Lygie dia efa mpikambana tato aminâ € ™ny SCOUT Mpanazava eto Madagasikara, Filoha mpiray dia vaomieranâ € ™ny aim-panahy sy fanabeazana mavitrika eo aminâ € ™ny fitarihana eo aminâ € ™ny miralenta ary nanao asa antsitra-po sady mahay miara miasa sy manentana eo aminâ € ™ny fiaraham-monina sy ny fikambanana mikasika ny miralenta.Nanomboka Novambra 2011 ny asa teo aminâ € ™ny fikambanana.Taty Antsiranana taminâ € ™ny sekoly no nanomboka ny asa.Taminâ € ™ny fomba araka izay nahazoana fiofanana no nahafantarana ny miralenta sy maha zava â € “dehibe izany.Ohatra aminâ € ™izany ny hetsika maro samihafa izay efa natao teo aminâ € ™ny sahanâ € ™asa eo anivonâ € ™ny fikambanana eo aminâ € ™ny fiangonanao sy ny fiaraha-monina.

Comments