Skip to content

Manomboka aminâ € ™ny asa madinika no mety hitondrana fanovana goavana

Wave marron 2x
| Gender Links

-Aminâ € ™ny maha mpitarika tanora ahy teo aloha(Leader des jeunes) -Fahaizana mandresy lahatra ny tanora sy ny zatovo lahy sy vavy aminâ € ™ny asa izay atao -Fahazahoana fiofanana taminâ € ™ny GENDER LINKS mombanâ € ™ny miralenta sy ny fampandrosoana ary fiofanana taminâ € ™ny projet program MAMAFI mombanâ € ™ny fanjarian-tsakafo -Fampandraisana andraikitra miaraka ny tanora lahy sy vavy aminâ € ™ny asa fampandrosoana -Fahaiza-miaina manoloana ny tanora -Nohonâ € ™ny fitsinjarana andraikitra nampisahaninâ € ™ny Benâ € ™ny Tanana mombanâ € ™ny fampahafantarana ny tanora ny adidy amanâ € ™andraikitra tokony hosahaniny aminâ € ™ny maha olo-pirenena azy. -Noho ny fijerena ny olana misy eny ifotony, tsy mandray andraikitra ny tanora fa indrindra ny vehivavy, ka nitarika azy ireo hanatanteraka ny asa fa zony izany.

Comments